Feon-gazetin'ny atrikasan'ireo fiarahamonim-pirenena mahakasika ny fifanaraham-baro-panjakana

bg-image Nivoaka ny 24 Novambra 2016 ao amin'ny An-gazety,

Nifarana omaly ny atrikasa fanofanana sy fifanakalozana niaraka tamin’ireo fiaraha-monim-pirenena mahakasika ny fifampiraharaham-baro-panjakana, nokarakarain’i Transparency International-Initiative Madagascar nandritry ny roa andro tao amin’ny DLC Anosy . Ny atrikasa dia niompana tamin’ny fampisehoana ilay torolalana vaovao « Ny rafi-dalàna mifehy ny fifampiraharaham-baro-panjakana eto Madagasikara » notontosain’i Transparency International-Initiative Madagascar. Nisy ihany koa ireo fiakaondoha isam-bondrona natao, izay naka ohatra ny fanarahan-dalàn’ny fifampiraharaham-baro-panjakana nandritry ny fihaonana an-tampony fahaXVI ny frankofonia ary nandinihana lafiny maro. Ireo asa ireo dia notondra ho amin’ny fandrafetana fanambarana iraisana izay mikendry ny fanatsarana ny fangaraharan’ireo fifampiraharaham-baro-panjakana izay tsikaritra fa misy tsy fetezana maro. Solotenan’ny fiaraha-monim-pirenena miisa 20 no nanao sonia ity fanambarana ity.

Feongazety:

Lohateny lehibe:

  • Express de Madagascar : Sommet de la Francophonie : des cas de corruption suspectés

http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/sommet-de-la-francophonie-des-cas-de-corruption-suspectes/

  • Les Nouvelles : Marchés publics du sommet de la francophonie : la société civile exige un audit complet

http://www.newsmada.com/2016/11/24/marches-publics-du-sommet-de-la-francophonie-la-societe-civile-exige-un-audit-complet/

 

 

  • Express de Madagascar : Le marché public à la loupe

http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/le-marche-public-a-la-loupe/

 

  • Midi Madagascar : Société civile : « Risque de corruption dans la passation des marchés du XVIe Sommet »

 

http://www.midi-madagasikara.mg/politique/2016/11/24/societe-civile-risque-de-corruption-passation-marches-xvie-sommet/

  • Madagascar actualités : Sommet de la francophonie – Des cas de corruption suspectés

http://madagascar-actualites.com/sommet-de-la-francophonie-des-cas-de-corruption-suspectes/

  • Madagascar Matin : Marché public – Séparer le contrôle et la régulation

http://www.matin.mg/?p=33469