Ny vehivavy sy ny fananan-tany

bg-image Nivoaka ny 10 Martsa 2017 ao amin'ny An-gazety,

Ity sarimihetsika fohy ity dia notontosain’i Transparency International Initiative Madagasikara ho fanamarihana ny andro Iraisam-pirenena ankalazana ny zon’ny vehivavy, natao ity horonan-tsary inty mba hanentanana azy ireo fa zony ny manana tany.
Ny horonan-tsary dia nalefa tao amin'ny Kolo TV sy TVM nandritra ny adihevitra nokarakarain'ny Transparency International Initiative Madagasikara ny harivan'ny 08 Martsa 2017.

Lien youtube eto:

- Film court version Malgache sur la femme et la gouvernance foncière

- Film court version Française sur la femme et la gouvernance foncière

- Film court version anglaise sur la femme et la gouvernance foncière

- Débat sur la gouvernance foncière Kolo TV

- Débat sur la gouvernance foncière TVM

- Bande sonore Malagasy Officiel

- Bande sonore Atsimo Andrefana